ZIONA
Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna
ZIONA
Ny hiranao aok’hanako ry Ziona ô!
Fa teraka ny Tomponao
Ny antemanao ry tanàna izay maminay
No hanenika izao tany izao
Refrain:
Lazao fa efa teraka ao
Imanoela mpanjakanao
Ry Ziona! Ny lanitra sy ny tany
No hifaly hiaraka aminao
Ry Zionanay ô!
Ny antemanao ry tanàna izay maminay
No hanenika izao tany izao
Edena simba e,efa havaozina aminao
Ingao anio ny hiranao
Ny antemanao ry tanàna izay maminay
No hanenika izao tany izao
Refrain:
Lazao fa efa teraka ao…