ZARO

DAFAH

ZARO


Zaro amian’ny lalana
Izay tokony alehany ny zaza
F’ireny no taranaka
Fa aza atao
Tsinotsinon’izy ireny
F’ireny no manampy


Tsy ny mahakely azy
No jerenao
Amin’izany
Fa ny zavatra vitany
No tsarainao


Raha misy
Soso kevitr’izay ataony
Dia raisoihany
Izay tsara
Fa aza ny maha lehibe anao
No jerenao
No jerenao amin’izany


·