Zara Karatra

Marius Andria

Zara Karatra


Refrain :


fa tsy nanana aho nomenao eh
vahaolana tsy hita hisa
fiaianana eto ko tsy paradisa fa
niadana aho ka mankasitraka


mbola mitsiky aho no noho ianao eh
misy mitantana mba tsy ho very
sapanan-dalana maromaro
mitohy ny dia mba fenoy hery aho


1-


Maraina vao mangiran dratsy
zaho ilay miala ao ambovo
mivimbina siny anaty hatsiaka amin’ilay tsisy mahakobo
maka beka ao ambikin’ny trano
ande anainga ho aiza mo? fa ikarama antsaka rano


tsy mahamenatra fa asa fivelomana
tsy mamenatra satria za tsy mangalatra
avy any vao miverina mody mande miomana
otran’ny zana-bahoaka rehetra mandeha mianatra


Refrain :


fa tsy nanana aho nomenao eh
vahaolana tsy hita hisa
fiaianana eto ko tsy paradisa fa
niadana aho ka mankasitraka


mbola mitsiky aho no noho ianao eh
misy mitantana mba tsy ho very
sapanan-dalana maromaro
mitohy ny dia mba fenoy hery aho


2-


gala no azoko ny maraina
miotra kely io, rehefa atao vĂ¿ very ny aina
fa tsisy iasako saina zama ah
ambom-po iray ihany, indray andro any, mila tafita ny zanakao ry mama


mahay manisa aho, mahalala taratasy
nomena safidy aho fa, na pil io na face
mafy mafy fa mila mahay miavaka
mila valin’ady dia mbola ivaly koa ny vavaka.


Outro :


Tsy maniry midina aho
fa miketrika ny avo
amaly babena
izay niasa mafy mba ho lakana ny hazo


Itady ny vidiny
anefako an’izay sarany lafo
na mamy na mangidy tsy manahy
fa ho arehatro ny afo


·