ZAO REHETRA IZAO

Lehilahy FLMAK

ZAO REHETRA IZAO


BASS : ‘Zao rehetr’izao
Rehetr’izao
BASS : Mankalaza Anao
Ry Rainay ô!
BASS : Satria izay volain’
Ny tànanao
Tsy maintsy
BASS : Tsy maintsy
Tsy maintsy mankatoa


REF :
Sambatra aho fa manana Anao
Ho mpiantoka sy rehareha
Amin’ny fiainako tontolo
Ianao no hany antenaiko
Sambatra aho fa manana Anao
Ho mpiantoka sy rehareha
Rehareha fa manana Anao
Ho Mpamonjy sy Mpanavotra ahy


REF :
Sambatra aho fa manana Anao
Ho mpiantoka sy rehareha
Amin’ny fiainako tontolo
Ianao no hany antenaiko
Sambatra aho fa manana Anao
Ho mpiantoka sy rehareha
Rehareha fa manana Anao
Ho Mpamonjy sy Mpanavotra ahy


·