ZANY FIAINANA

DAFAH

ZANY FIAINANA


Mafy zany fiainana
Aia aia
Tsisy zay tsy mitaraina
Ka lasa manaonaona foana e
Aoka re olona e !
Fa tsy mety e !
Na olo tsotra e !
N’iza n’iza
Samy mahalala an’izany
Raha tsy miezaka e !
Faharesena (3x)


Gidragidra, gidragidra izy ty e (2x)
Azfady, azafady aminareo
Gaigy izy ty e (2x) mikaika ai ai ai ai ai (2x)
Tsy azo atao miteniteny foana e
Fa tena mafy ity fiainana ity
Torajofo, torajofo (2x)
Mahavarina (2x)
Betsaka e ! be kirina
Aza kivy isika jiaby e !


·