Zandriko ô
Antokom-pihira Vetson'i Siona
Zandriko ô
REF. Oah Zandriko ô !
Raiso ny Sakramenta,
Fampiavanana, ny batemy, ny Kômonio, ny rehetra rehetra !
F’aza malaigna e !
Oah Zandriko ô !
Alalino ny finoana,
Mba mandihagna any am-piangonana ianao, Zandriko ô !
Raiso ny adidy !
- Aza variagna loatra amin’ity fiainana ity,
Raiso ao am-ponao, raiso tokoa i Kristy e !
K’handeha hanaraka Azy, Mazava hoazy !
F’izy ity anie tsy sangisangy raZandry fa finoana no resaka eto !
BRIDGE. Zandriko ô, aza variagna amin’izao tontolo izao,
Zandriko ô, mba mandihagna amin’ny legilisy !
REF…
- Moa mba fantatrao ve Zandriko ô,
Moa mba haignao ‘zao teniko ‘zao ?
Jesoa izy ihany no lalagna,
Izy no fifinana sy fahamarinana !
BRIDGE. Zandriko ô, aza variagna amin’izao tontolo izao,
Zandriko ô, mba mandihagna amin’ny legilisy !
REF…
Aza malaigna ianao Zandriko ô !
© Vetson’i Siona 2021