Zanan'Ondry

Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)

Zanan’Ondry


1-Zanaky ny Ray no tonga tety
Nilanja ny hazo fijaliana
Voakapoka mafy sy nalatsa-dra
Ka nitondra ny tsy eranny aina


Ny ainy no natolony ho antsika
Ny rany latsaka ho anavotana
Ho famonjena antsika, hampihavana
AminAndriamanitra Ilay Masina


ref: Fa voavono Kristy ho antsika
Lay anak odrin’Amdriamanita
Aza avela ho arakan any izao
Ilay rany nividianany anao
Ka omeo hodioviny re ny fonao
Avelao lzy no hanjaka ao


2-Fa inona kosa no mba havalinao
lanao zay notolorany zany
Avelao ireo ota zay mangeja anao
Fa Jesoa tena hanafaka anao


Ka aoka mba ho olom-baovao
Ka mankahala ny ratsy ianao
Ny sitrapon’i Jesoa irery no hatao
Ifikiro ny famonjena anao


·