ZANAK’ONDRY

ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)

ZANAK’ONDRY


Indro ny Zanak’ondrin’ Andriamnitra
‘Zay nanaisotra ny fahotan’ izao tontolo izao (x2)
Izao tontolo izao


Koa mino Azy ve nareo?
Koa manaiky Azy ve nareo?
Fa indro ilay Zanank’Ondry
mandodona ao am-po
Sao avelanao andalo fotsiny ihany?
Sao odianao tsy fantatra izany?
Tsy an-tery anefe ny azy,
tsy vozonana fa safidy


Tonga tany amin’ny Azy Izy
Fa ny Azy tsy nandray Azy
Naleon’ny olona maizina
Toy izay ny mazava
Satria ratsy ny asany


Indro ny Zanak’ondrin’ Andriamnitra
‘Zay nanaisotra ny fahotan’ izao tontolo izao (x2)
Izao tontolo izao.


·