ZANAK'ANDRIAMANITRA

Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)

ZANAK’ANDRIAMANITRA


Zanak’Andriamanitra ka manompo Azy
Zanak’Andriamanitra ka midera Azy
Zanak’Andriamanitra ka manompo Azy
Zanak’Andriamanitra ka midera Azy


Antsoy ny anaran’ny Tompo
Amin’ny andro sarotra rehetra
Ifalio ny famonjena atolony
Satria zanak’Andriamanitra ianao


Zanak’Andriamanitra ka manompo Azy
Zanak’Andriamanitra ka midera Azy


Isaory ny asan’ny Tompo
Fa soa sy lehibe tokoa
Hobio ireo zava-bitany
Satria zanak’Andriamanitra ianao


Zanak’Andriamanitra ka manompo Azy
Zanak’Andriamanitra ka midera Azy


Miderà, miderà misaora ny Tompo
Miravoravoa amin’ny asany
Mihobia, mihobia ny voninahiny
Satria zanak’Andriamanitra ianao


Zanak’Andriamanitra ianao manompo Azy
Zanak’Andriamanitra ianao midera Azy
Zanak’Andriamanitra ianao


Zanak’Andriamanitra ka manompo Azy
Zanak’Andriamanitra ka midera Azy


Zanak’Andriamanitra ka manompo Azy
Zanak’Andriamanitra ka midera Azy
Zanak’Andriamanitra ka manompo Azy
Zanak’Andriamanitra ka midera Azy
Zanak’Andriamanitra ka manompo Azy
Zanak’Andriamanitra ka midera Azy


A/C : Nivo


·