Zanaka Mpiôsika

SOLO MIANADAHY

Zanaka Mpiôsika


Zanaka piôsika e
Efa mendimendy raha aminanjy
Zanaka piôsika e
Analana nemanemana ny any
Anao lavolavo antomboka e i ha
Be eritreritra tsisy farany
Ny ady vao niatomboka e i ha
Mbola tsy fantampatatra ny farany


Rafeto ary ny lamako
Doboy ary ny aponga
Lalao namako oh
Tsy somongamonga


Ilalao isika ilalao eh..


Rafeto… (x3)


·