ZANAHARY O !
groupe R.T Praise
ZANAHARY O !
Jehovah Andriamanitry ny famonjena a
Andro aman’alina no hitarainako aminao
Aoka re ny vavako ho tonga eo anatrehanao
Antongilano @ fitarainako ny sofinao (x2)
Fa potiky ny fahoriana
Ny Fanahiko
Ny Aiko efa manakaiky ny
fiainan-tsy hita (x2)
o!zanahary oo!
akory ty atao e ?
sa ho takomana koa va
ny tany misy anay e ? (x2)
Izaho mahalala ny hevitra
hieverako anareo e
zanako oh !
Hevitra hitondra fiadanana fa tsy loza (x2)
o!zanahary oo!
akory ty atao e ?
sa ho takomana koa va
ny tany misy anay e ? (x2)
fa kintana amam-bolana koa va
izay efa tsy tazanay e
sa ho takomana koa va
ny anjara masoandronay ? (x2)
o!zanahary oo!
akory ty atao e
sa ho takomana koa va
ny tany misy anay e ?(x2)