ZANAHARY

Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)

ZANAHARY


Ray o! Ray o! Ray o! Ray o!


Réf.
O ry Ry Zanahare Ray o!
Mivavaka aminao zahay etoy e
Fa maro Loatsa ee
Ireo mpisompatsa e
Mamingampingana amin’izay aleha




  1. Lay devoly mpamitaka e
    no mikendry hamotraka e
    Ka injao fa mivango isan’andro ty anakao e
    Zanahary o avia mba omeo fitahiana izahay aty
    Mba vonjeo mare
    Fa mahery loatsa ny fakam-panahy Zay manjo anay




  2. O! henoy ka valio mitaraina aminao izahay izao
    zanahary o!
    Fa ity zanakao dia mitoky aminao fa ianao avao
    no mpanavotsa e
    Ka mandigny anao zahay
    Mijotso aminay etoy
    Ka ambesonao ity anakao Zanahare Ray o
    Fantatray fa Ianao ry Ray
    Dia minday fitahia ho anay
    Dia ho resy tokoa ilay Devoly mavandy tsy mahasoa




·