Zagnahary Mahery
Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)
Zagnahary Mahery
ZAGNAHARY MAHERY
E e ia ee, e e ia …… E e ia e, e e ia
Misy koragna ambara antsika niany e, Mahery ny Tompo ô ! e ia
E e ia e e, mahery ny Tompo ô ! e ia
Vaôvaô mahafaly e ia e e, Mahery ny Tompo ô ! e ia
E e ia e e, mahery ny Tompo ô ! e ia
- Tamin’ny andra vôalôhany e ia, izy e nampisy ny mazava
Tamin’ny andra vôalôhany e ia, izy e nampisy ny mazava
(ou i e..)Tamin’ny andra faharôa e ia, nanaô ny lanitra sy ny tany e izy e
Tamin’ny andra faharôa e ia, nanaô ny lanitra sy ny tany e izy e
Hitany donc fa tsara zegny zaka jiaby nataôny e ia !
Ref:
Mahery gny Tompo ô, ………… Mahery gny Tompotsika e ia
Mahery gny Tompo ô, ………….Mahery gny Tompotsika e ia
Tompon’ny zaka jiaby e ……….Mahery gny Tompotsika e ia
Tompon’ny zaka tsara a ……… Mahery gny Tompotsika e ia
Tamin’ny andra fahatelo ô ia, izy e nanaô ny zava-maniry e
Tamin’ny andra fahatelo ô ia, izy e nanaô ny zava-maniry e
(ou i e..)Tamin’ny andra fahaefatra e ia, izy e nagnamboàtra ny masoandra a
Tamin’ny andra fahaefatra e ia, izy e nagnamboàtra ny masoandra a
Hitany donc fa tsara zegny zaka jiaby nataôny e ia !
Tamin’ny andra fahadimy e ia, izy e nagnamboatra ny biby e
Tamin’ny andra fahadimy e ia, izy e nagnamboatra ny biby e
(ou i e..)Tamin’ny andra fahaenina e ia, izy nanaô ny zanak’olombelogno ô
Tamin’ny andra fahaenina e ia, izy nanaô ny zanak’olombelogno ô
Hitany donc fa tsara zegny zaka jiaby nataôny e ia !