Za tsy hiala

SOLO MIANADAHY

Za tsy hiala

Ref x2
Eee yaa eee
Eee yaa eee
Disaka foana tsy tia anay mamosavy e (fa izaho e)
‘Zaho tsy hiala amin’ny tany ’ty raha tsy sitrapon’Andriamanitra

Balana mihitsy ny maso
Mahita anay tsy misaraka
Mivindina lava ny molotra
Manosika matesa raraka
Disaka foana tsy tia anay mamosavy e (fa izaho e)
‘Zaho tsy hiala amin’ny tany ’ty raha tsy sitrapon’Andriamanitra

Ref x2

Tsy misy torimaso amin’ny alina
Manototra mihitsy isak’alina
Betroka sy mila vaniny
Mahatoky ny zavatra an-tanàna
Disaka foana tsy tia anay mamosavy e (fa izaho e)
‘Zaho tsy hiala amin’ny tany ’ty raha tsy sitrapon’Andriamanitra

Eee reraka foana enao gôna
Oyaee disaka foana anenjika za
Eee vaiavy io ‘fa tara aminahy
Oyaee mahay anao mba mangalà
Mandisakeeee
Mba manao ny rariny zalah ee
Aza reraka ee
Eka mamaaaa

·