Vorondolo

RAMORA FAVORI

Vorondolo


Aleoko mivarotra CD mandende
Toizay manao cabaret
Mivarotra CD ah mahalafo aman’alina
Tsy vorondolo ah ka hihira amin’ny alina


Raha analazy amna
Amin’ny atandro ny contrat
‘zay nga fara fahoriana
Vola no andaozanay fandriana
Tena kozy marina ‘zany
Vidi-na CD ary tsy lany


Raha mpihira ‘mlay
Matoria otr’nay
Koz na zay fa miteny
Torimaso no hitovizana amin’ny mpanakarena


Ramora favori
Tsy mila ampifilafilai-na mpandihy
Hafa raha samy artista
Tsy manambitamby cherista
Rehefa tsy hanao tena
Tonga dia mitenena
Amin’ny roa ny fepetra
Amin’ny telo hono ’lah vao tonga
‘ze musicien manao ny tsy mety
Tonga ialahy dia ampombo
Rehefa tsy hanao ’lah mijanona
‘Zay nga raha tsy mihira tsy minankanina


‘Aiza ry mpihira malaza ah
Andeha hanao vorondolo?
Andeha hampandihy makorelina any anaty boaty?


Ramora matoky valera
Tsy mijapy prodiktera
Izy ihany no mivarotra nenazy
Sady fialamboly io no fanalana azy
Tsy io ‘kory no antom-pivelomana
Hoe ‘refa tsy mihira dia tsy homana
Ramora tsy mety noana
Na mihira na tsy mihira homana foana


Aleoko mivarotra CD mandende
Toizay manao cabaret
Mivarotra CD ah mahalafo aman’alina
Tsy vorondolo ah ka hihira amin’ny alina


Raha analazy amna
Amin’ny atandro ny contrat
‘zay nga fara fahoriana
Vola no andaozanay fandriana
Tena kozy marina ‘zany
Vidi-na CD ary tsy lany


Raha mpihira ‘mlay
Matoria otr’nay
Koz na zay fa miteny
Torimaso no hitovizana amin’ny mpanakarena



Aza mifanambany
‘Zay koa ‘zany
Tsy za akory no ratsy loha
Fa reo no nanao anah voaloha
Mitondra fanabokàna dia itondràna fanabokàna


·