Voro-manidina

Kelly Rajerison

Voro-manidina


Voro-manidina irony handeha mba ho aiza ianao ?
Mba hampitony ny fony, avia re mba lazao.
Sao re mba misy toerana iray hono any ho any,
Tsisy alahelo tsisy tomany.


Voro-manidina irony tsy mba fantatrao,
Fa ny mba faniriako dia ny hanaraka anao.
Sao re mba misy toerana iray hono any ho any,
Tsisy alahelo tsisy tomany.


·