VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA

Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA


Ref: Vontosy filazantsara
Ny Nosy Madagasikara
Ty Firenen-tsika ty eh
Anjakan’i Kristy


And 1:
Ka andeha re hiara-dia Hitory an’i Kristy
Fa mbola maro ireo mania ka sahia eh
Mitsagana mijoroa de torio Lay teny Soa
Ambararao Ambarao izao
Lay Tomponao


And 2:
Aza menatra ianao Handeha re ambarao
Fa mbola maro ireo tsy mino Aza adino eh
Ka isika rehetra izao iara mientana andao
Hitory Lay teny Soa
Zay mahasoa


·