VONONA HATRANY
SAMPATI FJKM Ambatolampy Antehiroka Fitiavana
VONONA HATRANY
Vonona hatrany namako ô
Mba ho mpanompo mahafatra-po
Ny Tompo no manainga anao
Mba ho tara-pahazavana mahasoa
ref: Fa loharano vao, sy fahazavana
No indro omen’ny Tompo ho rokinao
Izany namako ô dia azo antoka
Hanampy hahalavorary isay atao
Na MPANAZAVA na LOVITAO
Na MAITSO na MENA na MAVO ianao
Na VORONKELY na TILY koa
Dia SAMPATI io no ijoroako
A/C: Myriam RAZAFINTSEHENO