VONONA AHO TOMPO

Feon'ny fiderana

VONONA AHO TOMPO


Vonona aho tompo iaraka aminao
Ka manolo-tena ho fehezinao
Tsy ny tena ihany no omeko izao
Fa ny fo, fanahy raiso anjakao


Raiso aho tompo o
Raiso iaraka aminao
Tsy ny tena ihany no omeko izao
Fa ny fo fanahy raiso anjakao


Izao no fikasako izay irin’ny fo
Ho mpanomponao ry tompo mananjo
Raha eto mantsy mety mora lo
Fa ny teninao maro mpakato


Raha ho avy ny fotoana izay ialako ety
Ho hafoiko mantsy ity tany ity
Fa ao ny pardisa tazako ary
Izay hodiko mantsy raha miala ety


·