VONONA AHO

Ny Talöha

VONONA AHO


Indreto izahay Jesô, Miaramilanao
Raha nandre ity antsonao dia vonona hatrany
Ny hanao ny asanao no tarigetranay
Ts’isy iza, andraso aloha
Fa “VONONA” tokoa


Ho irakirakao, ts’isy hatraiza moa
Eran’i Jodia ka hatrany am-paran-tany
Hataonay amin’ny fo
Omena Anao Jesoa
VONONA hanao ny asa
Ho VONINAHITRAO


Indray andro any koa, tsy ho mora ny adinay
Ny devoly sy satana ho romotra tokoa
Mahatoky izahay fa miaro anay Ianao
Ka ny tanjonay dia izao, ho mpandresy toa Anao


·