VONONA AHO

Daniel RANOASON

VONONA AHO


Dô dia D


1-Hitsangan’aho ry Tompoko
Handresy izao tontolo izao, (eny!)
Tsy ho menatr’aho fa anilanao! (‘zay)
‘Zay fahavalo ho tantiko!


Isan’andininy:
Vonona aho ho tafikao!
Finoana re no ampingako (koa)
Fanantenana sy Fitiavana
‘Reo no fanoitra ‘zay hanainga ahy!


2-Fantatro tsara ny diako
Ratra sy loza no miandry ahy, (eny!)
Ekeko izany! fa Ianao (no)
No Andriko ka handroso aho!


Dany RANOA 1977


·