VONONA

IRAFIA FJKM Ambohibao

VONONA


O ry Tompo inty aho iraho fa vonona hanao ny asanao
Ny andriko rehetra tsy asiako ferra
Hafoiko ho Anao manontolo
Tsy mendrika ny hanonona ny Anaranao
Kanefa nantsoinao
Raiso ry Tompo MBA ho mpanompo
Tena vonon-kandroso


Réf: Vonona MBA ho tanteraka
Amin’ny asa atao rehetra
Fiainam-baovao manomboka izao
Vonona ny ho miaramilaNao


Raha sendra ny fakam-panahy
Ity aho ry Tompo handroso
Ka tsy ho kivy tsy Hanana ahiahy
F’Ianao mitoetra ao am-po
Ny rehetrako,ny ho aviko ho fiainam-baovao eo an-tananao
Ankehitriny manolo-tena hanao ny asam-pamonjena


·