Vonjeo

Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)

Vonjeo



  1. Zanahary vonjeo zahay olonao fa mijaly eh
    Zanahary jereo zahay olonao fa marary eh
    Maro ireo very izay tena mila ny famonjenao
    Vonjeo jereo e fa marary ny fanahy eh


Ref :
(Zanahary eh)
Vonjeo Zanahary, ô mila anao zahay
(Fa marary eh)
Jereo fa marary, ô tolory tanana



  1. Aza avela hifankahala izahay zanakao eh
    Aza avela hifanaratsy f’iray aminao eh
    Meo fo mahay mifankatia mba ho tena mpianatrao
    Vonjeo jereo e fa marary ty fanahy eh


·