Voninkazo voarara

Arione Joy

Voninkazo voarara


Zah saika idrana ilay tanany mba hoe ho anah
Tondro-molotra sy fitaka no setriny ah
Sangisangy ireny zary zava-poana
Satria izy kay tsy tokana fa manana olo-tiana


Tiako aloha zah raha mba hoe manhala-toerana
Fa io nge tsy itambarana f’aleo ho anazy irery ihany
Ka aleo ijanona ho mpiondana
F’enao ve moa tsy itodika raha misy fo mtempo any


Ka mba teneno anah izay tsy ampyy
Fa zah nge vonona hiafyyy
Raha sanatria nareo misaraka
Aza menatra manantona fa mbola misy fitia
(Fa mbola misy fitia x2)


Refrain:
Fa zah ne oa tsy anozona ilay fiarahanareo
Ny hany sisa azo atao dia hoe ny manadino anao (he he)
Ka veloma mapamangy

Veloma mapamangy


Dia ny foko no nidoboka fa zah lou tsy najery yeah
Ilay vestom-po nihirahiraina lasa fery yeah
Naleoko indray nanohy ny diako
Tsy vitako ny anao veloma fa dia mapamangy yeah


Za tsy anozona tsy hanaratsy razazavavy
Ranomasom-pifaliana ny ahy f’aza manahy (yeah x2)
Efa zatra miafy zah
Zatra miafy zah


Ka mba teneno anah izay tsy ampyyy
Fa zah ne vonona ny hiafyyy
Raha sanatria nareo misaraka
Aza menatra manantona
Fa mbola misy fitia x2


Refrain x2


·