Voninahitra
Sekoly Alahady Mpihira Ambohijanaka Fivoarana
Voninahitra
Jehovah ô, aza izahay;
Aza izahay no omena voninahitra
Fa ny anaranao, ny anaranao ihany
Jehovah ô, aza izahay;
No omena, no omena,
No omena voninahitra
Fa ny anaranao, ny anaranao ihany.
Masina ny anaranao
Masina ny anaranao
Ny anaranao dia be voninahitra
Voninahitra
Ho anao irery anie.
A/C: Tina RAZAFINJATO