Voninahitra
Amboaram-peon'i Betela
Voninahitra
Voninahitra ho an’Andriamanitra
Ho an’Andriamanitra ×4
Ny fiadanana ho Azy anie
Hoderaina ny Anarany
F’Izy no Mpanjakan’ny mpanjaka
Lehibe sy manankery koa
Derao, derao, derao
Voninahitra ho an’Andriamanitra
Ho an’Andriamanitra ×4
Ny fiadanana ho Azy anie
Hoderaina ny Anarany
F’Izy no Mpanjakan’ny mpanjaka
Lehibe sy manankery koa
Derao, derao, derao