Voninahitra
SLK Ambohidroa
Voninahitra
Voninahitra ho Anao
Nahary izao rehetra izao
Fiadanan-tsy ho lany
Hoan’izay mandre izany
Feo mahafaly ambara anareo
Teraka any betlehema
Jesoa Tompo tsy manan-kilema
Hitanareo an-trano mahantra
Dia tranon’omby f’izay sisa tratra
Io no mpamonjy zanaky ny Avo
Hanangana olombelona lavo