VONINAHITRA

Daniel RANOASON

VONINAHITRA


Dô dia A


Voninahitra! Ho an’Andriamanitra! O!….
Voninahitra! Ho an’Andriamanitra!


Ary Fiadanana ety ambonin’ny tany!
(fiadanana)
Ho an’ny olona ‘zay ankasitrahana
Jesosy re no nateraka
Anio ho fiadanana ho anao
(Haleloia, Derao)
Jeso ‘Lay Mesia teraka ho anao
Olom-bery ka Haleloia
Amen


Dany RANOA 1972


·