Volana

JEANNOT

Volana


Tsy haritro intsonyyy
Hanaraka anao eny aho
Efa atry ny ela no nagetaheta fa tsy aiko


Mahery lainga ery ny fitiavanao
Voninkazo tsy maha lehilahy
Fa hanaraka, vonona hanaraka anao


Ref:
Volana oo ! Mba omeo taram-pahazavana aho
Fa sasa-miandry hono izy, omaly sy anio f’izaho tsy niova fa ianao


Volana oo !!
Hanaraka anao eny aho
Volana ooo !
Hanaraka ano eny aho


·