Volana
Nôx
Volana
Ref:
Oh! Ô ry volana ô ..
Ou ou .. .. .. .. .. ..
Oh! Ô ry volana ô ..
Ou ou .. .. ..
Jereo anie ity masonao mibaliaka
Mamelona hazavana
Manome hafanana
Ilay taratry ny endrikao mibaliaka sariaka (×2:mamelona…)
Jereo anie ity paozinao boribory
Manaitra ny maso
Ka sarotra adino
Ilay tananay miatsampy , avia mba fihino
(×2: manaitra)
Jereo anie ilay andro takariva
Eo amorom-patana
Na eny an-tokontany
Ilay toerana kely hahatsiarovana ny hatsarany
…ilay toerana kely hahatsiarovana ny any an-tanàna .