VOLANA ô!

Mpanazava sy Tily eto Madagasikara

VOLANA ô!


Volana ô ô(2)
zahay manimanina ny any aminay
Volana ô ô


Ny louveteaux sy voronkely
miezaka mafy amin’ny tady kely
ho any amin’ny volana ô(2)


volana ô….


ny mpanazava sy ny tilintsika
miezaka mafy amin’ny teknika
ho eny amin’ny volana ô (2)


volana ô….


Ny FMT2S no hany
mpanohana tsara ireo zandry
ho any amin’ny volana ô(2)


volana ô….


·