Vokovokomanga

VLM Ampitankely

Vokovokomanga


Fiv Vokovoko manga,
miady amin’ny toaka
Vokovoko manga,
miady amin’ny sigara
Vokovoko manga,
miady amin’ny filibina maro
Vokovoko manga,
manohitra an’ireo


Merci Jésus (2)
J’ai réussi (2)


1.Sady tsy manome akory
No tsy mihinana
Tsy mba mandrisika izahay
Fa manohitra an’ireo


Fiv Vokovoko manga,
miady amin’ny toaka
Vokovoko manga,
miady amin’ny sigara
Vokovoko manga,
miady amin’ny filibina maro
Vokovoko manga,
manohitra an’ireo


Merci Jésus (2)
J’ai réussi (2)


2.Raha te ho solom-bavako
Dia manavaka
Ny zava-tsoa ianao
Hiala amin’ny zava-poana


Fiv Vokovoko manga,
miady amin’ny toaka
Vokovoko manga,
miady amin’ny sigara
Vokovoko manga,
miady amin’ny filibina maro
Vokovoko manga,
manohitra an’ireo


Merci Jésus (2)
J’ai réussi (2)


3.Aza misalasala
Ndeha hiaraka aminay
Jesosy anie mahalala fa
Te hiova ianao


Fiv Vokovoko manga,
miady amin’ny toaka
(ialao ny toaka e)
Vokovoko manga,
miady amin’ny sigara
(tsy mahasoa anao)
Vokovoko manga,
miady amin’ny filibina maro
(mba miovà re)
Vokovoko manga,
manohitra an’ireo
(manohitra an’ireo)


A/C : Ny Vatofantsika


·