Vohitsara

Iraimbilanja

Vohitsara


Maro be ireo tanàna
Atao hoe mahatamana
Anisan’ny iray tsy tara
No tiako ambara


Tantaraiko
Sy hiraiko
Ireo zava-kanto ao
Hatrizay
Tantaraiko
Sy hiraiko
Ireo zava-kanto ao
Ho anao


Amanjatony ireo mpandalo
Niakatra nankeny Andohalo
Gaga raha nahita ny Rova
Lova tsy niova (efa may)


Tantaraiko…


Raha mba sendra andro tsara
Ny zoma no tena tantara
Analakely toa andro fety
Misy izay mety


Tantaraiko…


·