Vohay

Rija Rasolondraibe

Vohay


Ateriko an-tranonao
Ny ampahafolon-karena
Izay no tianao
‘zay no tianao


Na mihovitrovitra aza ny tany
Na mihorohoro ny firenena
Fa hahita anao
‘Hahita anao


Ref:
Vohay ny vavahadin-dranon’ny lanitra
Handena anay
Handena anay


Avelao hiraraka
Avelao hitopatopa avy ao
‘ranon’oram-pitahiana
Hivatravatra hikoriana


Tokiniaina Minohasina


·