VOAVELA HELOKA

azofi fjkm ambohipo

VOAVELA HELOKA


Ny fiainako Jeso niova noho ianao e
Ny fahotako he navelanao
Ny feriko rehetra nodiovinao e e
Faly aho ry Tompo fa nodiovinao


Faly2 aho e, faly2 aho e
Faly aho ry Jeso fa nodiovinao
Ravo2 aho e, ravo2 aho e
Ravo aho ry Tompo fa tonga zanakao


Reo lasako tanaty aizimpito e
Efa novanao fiainambaovao
Efa latsaka tanaty lavaka e, nefa
Navotany aho e satria malalany e


·