voafidinao
Chorale Taratr'i Maria
voafidinao
Tsy tanteraka aho, Tompo o
Tsy lavorary iii
Tsy fanaperana akory aho
Nefa voafidinao, tao anatin’ny maro
ooo ooo ooo
Voafidinao aho hitory ny hafatrao e
Voafidinao aho hanohy ny asanao e
Ho mpanarato ho mpanarato olona
Tompo o, inty aho, fa miantso ahy ianao
Tena tsy mendrika aho, Tompo o
Tsinotsinona akory
Tena mpanota anie aho
Nefa voafidinao, mba ho mpiandry ireo ondry
Nantsoinao ho pretra ho relijiozy ho lahika mafana fo