VOAFIDINAO

SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY

VOAFIDINAO


Voafidinao aho
Tsy ny fahatsarako na ny famendrehako
Fa mba tianao aho hiombom-piainana aminao aho Jeso


Voafidinao aho
Tsy ny fahalalako na ny fahaizako ihany koa
Fa mba tianao hanam-piraisana aminao aho Jeso


FAMERENANA
Ka ny fiainako atolotro Anao
Dia ny foko koa atolotro Anao
Ka fiainana mandrakizay no atolotrao ho ahy


·