VOADY (nouveauté 2023)

Nael

VOADY (nouveauté 2023)

NAEL - VOADY (parole/lyrics)

Ze mangina volamena ,
Tsy resan’olo isan’andro no agnariako jokera..
Anao tsy misy tavela.
Aminao tsy afa-bela.
Na ampitafia lamba-mena.

Firifiry asa firifiry
Nanaratsy anao aminah , manary jery..
Tsy hanariako anao f’efa safidiko igny.

Firifiry asa firifiry
Nanaratsy anao aminah , manary jery..
Tsy hanariako anao f’efa safidiko igny.

Efa nanaovako voady.
Anao ts’ maintsy alaiko vady , matokisa ro viavy.
Mba ho tahian-janahary , vinavina hanjary,
Salama soa tsy hagnahy.

Mpankahala anao, mba halako koa lafa halanao.
Vinavinanao tsy ambelako irery iha f’hiaraha manao.
Zaho malalanao , mba lalako koa lafa lalanao.
Zaho tsy hanary anao fa mandrapahafaty aho fa namanao o!

Firifiry asa firifiry
Nanaratsy anao aminah , manary jery..
Tsy hanariako anao f’efa safidiko igny.

Firifiry asa firifiry
Nanaratsy anao aminah , manary jery..
Tsy hanariako anao f’efa safidiko igny.

Efa nanaovako voady.
Anao ts’ maintsy alaiko vady , matokisa ro viavy.
Mba ho tahian-janahary , vinavina hanjary,
Salama soa tsy hagnahy.

Hiaraha-mahalala ny eto an-tany ,
Misy hafalia sy tomany.
Nanjombona ny omaly ,
Ny anjara masoandroko ny androany.

Lyrics by Safidy English

·