VOADY

Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala

VOADY



  1. Raha te hamonjy ny fanahy
    Hanam-piaina-tsambatra ianao
    Ho taranaka voafidy sahy
    Dia hijoro mendrika ny ray


Refrain :
Dia manaiky ny voady
Madomelina ho fongotra
Ny rongony sy paraky
Tsy ho tafiditra ao an-dapanao



  1. Tsy hamongotra ihany anefa
    Fa hifady tsy hanandrana
    Ka hanoa ’lay teny fanekena
    Sao ho very ao am-pasana


·