Voady

El-kacim

Voady


Ohieeeeeee e !
O nananana… Hmmmm


Efa ela zay no niarahan’tsika efa nisy taona maro
Niara namatotra ny tena fitiavana nandalo sedra maro !
Samy niezaka niafa mba nandresena ireo sakana…
Ankehitriny ty tanteraka ilay voady eo anatrehan’ilay Ray !
Hoe mandrakizay ny antsika roa , izaho anw , ianao ho ahy
Fa mba ho mariky ny fitiavana io… Dia ity peratra hatsofiko @ tananao…
Ny anilanw no mahasambatra ahy… ! fa tiko ianao !


Fa mamiko , niriko ho ahy irery ianao
Nambabo ity fo , niriko mba ho andefimadriko ianao …
Fa tiko ho ahy irery ianao
Ankehitriny tanteraka hiany , ilay mba fanirian-tsika
Ity ny foko raiso ka anjakao
Eto anatrehan’ilay Ray : no anambarako fa tiko ianao !


De nifanaiky toko isika roa hoe mandramaty ny amintsika
Na amin’ny mafy na amin’ny mora tsy hifandao… fa efa iray izaho sy anao
Ohoooooooo … iray izaho sy anao /…


Mandrakizay ny antsika roa , izaho anw , ianao ho ahy
Fa mba ho mariky ny fitiavana io… Dia ity peratra hatsofiko @ tananao…
Ny anilanw no mahasambatra ahy… ! fa tiko ianao !


·