vita ny adinao
TAFIA ( tanora fifoahazana Anosivavaka)
vita ny adinao
1 - Mitrakà, aza manahy
amin’izay adinao
raiso Jesoa vohay ny fonao
f’Izy no hiady ho anao
F’izy anie, te handeha
hialoha ny lalanao
ho andriafona
ho andrirahonao
na atoandro na alina
réf: ny adinao, efa vitaNY
ny sentonao, ovaiNY ho fitsikiana
ireo helokao, fafaNY amin’ny ràNY
Jesoa anie tena mandre
ny hataky ny olony
2 - Mivavaha, mametraha
ny enta-mavesatrao
ho raisiNY antaNY ianao ho maivana
hoy Jesoa aminao
“aza mba matahotra”
fa ampitomboy ny finoanao
fa Izy no antoka
A/C Toky Rakoto