Vita

GAFLI

Vita




  1. Nanao lalam-be ho antsika Andriamanitra
    Nilaozany ny lapa sy ny voninahitra
    Ny Zanany nomeny mba ho mpanavotra
    Jesoa nanetry tena, f’ianao asandratra


    Ho anao no niaviany
    Ka mivonona izao
    Satria isika tiany
    Handova ny lanitra




Ref: Vita e! Vita e! Vita ny famonjena
Ny Ainy, ny Ràny no nataony fanekena
Ianao sisa no andrasany
Handray ilay famonjena efa vitany




  1. Indro aho hanolotena hanompo Anao Jesoa
    Hisaotra sy hidera ary hankalaza Anao
    Fa sarobidy indrindra ‘reo zava-bitanao
    K(a) andeha re ho deraina ny fahalehibeazanao


    Ho anao no niaviany …




Ref: Vita e! Vita e! …


·