Vinanto milay

Skaiz

Vinanto milay


Tsy hanambady aho raha tsy ianao


Eh, tonga dia lazao papa
Fa ho avy any aho hangataka anao
Hitondra anao any @lapa
Tena izy hoe fa tsy kilalao e
Lazao izy fa zany bandy zany nge milay
Tokam-po manaja vady zany fa tsy voay
Tsy hanambady aho oe ry papa raha akotrizay
Ny aminay hoe mandrakizay


Papa a, aza manahy fa karakaraiko izy e
Zah nge vinanto milay izy indesiko hatreny @eglizy e
Papa a, aza manahy fa karakaraiko izy e
Zah nge vinanto milay izy indesiko hatreny @eglizy e


Tsy hanambady aho raha tsy ianao io ry malala e
Raha ambara tsy izy izay a dia ho lasa adala e
F’efa lasanao ny ahy ny foko oh
Ianao ilay tsy foiko oh
Tsy mba hosoloiko oh


Ela ny ela nahita ny tiako eky za mama a
Izy safidiko ai, Handaniako fahignako ai
Oa papa a, vinantonao ne lehilahy manam-bola a
(Lehilahy mirasa vola a)
Diamondra ny peratra e
Hampiadaniko zanakareo, ninay roa mandrakizay


Papa a, aza manahy fa karakaraiko izy e
Zah nge vinanto milay izy indesiko jusqu’à l’eglizy e
Papa a, aza manahy fa karakaraiko izy e
Zah nge vinanto milay izy indesiko jusqu’à l’eglizy e


Tsy hanambady aho raha tsy ianao io ry malala e
Raha ambara tsy izy izay a dia ho lasa adala e
F’efa lasanao ny ahy ny foko oh
Ianao ilay tsy foiko oh
Tsy mba hosoloiko oh


Na misy mandrobaka, misy mandratra
Za tsy hagneky e
Fa fitiavako anao amin’ilay tena izy
Fa tsy fake e
Ou a mama ou a baba zanakareo tiako oo
Efa vonona lay bandy hanolotra peratra ee


Tsy hanambady aho raha tsy ianao
Oh oh oh
F’efa lasanao ny ahy ny foko
Oh oh oh


Tsy hanambady aho raha tsy ianao io ry malala e
Raha ambara tsy izy izay a dia ho lasa adala e
F’efa lasanao ny ahy ny foko oh
Ianao ilay tsy foiko oh
Tsy mba hosoloiko oh


·