Velona ny Tompo
SLK 'lay Mpiantsa Soa
Velona ny Tompo
VELONA NY TOMPO
Fasana foana, vatomikodia
Dia fandresen’I KRISTY
Ny fahafatesana dia efa resiny
Dera ho Anaory Mpanjakanay
Ref: Ilay Jesoa maty ho anay
Mba ho famonjena anay
Izy no mendrika hoderaina
Velona ny Tomponay
Jesosy dia efa nitsangana
Tsy nahatana azy ny fasana
Ny fandresena dia efa vita
Ka voavonjy ny fanahinay