Velona ny Tompo
Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)
Velona ny Tompo
Aleloia, Aleloia, velonanyTompo e he
Aleloia, Aleloia, nandresynyTompo e he
- Nahoanaianareo no mitadynyvelonaatyamin’ny maty e?
Efanitsangana ’lay novonoinareo, nitsanga-ko velon(a) izy e
(Aleloia)
Aleloia, Aleloia, velonanyTompo e he
Aleloia, Aleloia, nandresynyTompo e he
- Nitsanga-ko velona ’lay zanakyny Ray
Izay maty hoantsika e
Nandresytokoanyfasanaizy e
Ka velonamandrakizay
(Aleloia)