Vavaka (Live)

KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena

Vavaka (Live)


Ouh ouh ouh…
Zahay Jesosy o dia nataonao
Ho fitaovana am-pelatananao
Ho fanomezam-boninahitra ho Anao
Anehoanao ny herinao


Sarobidy eo anatrehanao izahay
Ary eo imasonao dia antsoinao hoe: malala
Navahanao tamin’ny biby maro be
Satria nomenao ny Fanahinao izahay


Ka misaotra e, misaotra Anao izahay
Fa tsy noho ny herinay na ny volanay
No anton’ny fiaiananay
Fa Ianao, Ianao Tompo O
No antony


Tompo รด


·