Vavaka kaloina

SLK Ambohidroa

Vavaka kaloina



  1. Ny hira sy ny feoko no anandratako
    Ity fitalahoko sy fivavako
    Eo anatrehanao Jesoa masina
    Izay nisolo helokay


Feno ota re izany tenako
Ry mpampianatro tsy hanafenako
Ny tananao mahery no andrasako
Hanala ny gadrako 2) Dia nitsapatsapa tetsy sy teroa
Nefa tsy nahita fiadanam-po
Fa fiainana tsy mba nisy fahasambarana
No nibahan-toerana


Fa faly nilalao sy niliba koa
Tsy niheritreritra izay mahasoa
Nanaraka ny lala-migodàna be
Hadisoako lehibe
FIV:
(vonjeo) ka mba tantano re!
(zahay) fa tsy mahay mandeha
(jereo) ity manompopnao
Efa tena reraka
(ity) fa meloka tokoa
(mifona) fa tena tsy hanindroa
(Ianao) no hiangaviako izao
Hanadio sy hanavao


·