Vavaka

Ny Antso Fiakarana

Vavaka


1.Tompo ô!
Eo aminao no anandratako izao
Vavaka avy ao ampoko
mino aho fahenoinao
x2


Fiv:tsy amelako ianao jeso
Ra tsy mamela ahy
Vatolampiko ianao
Famonjena ahy koa jeso
x2


Tompo ô!
Mba raisonao re
Ty mpanompo efa nandao
Te hiverina aminao
Menatra aho tsy mendrika
x2


Fiv:…x2


tonony sy feony:RABEMIARANA Njato D.


·