Vavaka 2

SLK 'lay Mpiantsa Soa

Vavaka 2


VAVAKA (2)
Andriamanitra Tomponay ô!
Tsy ho menatra izahay
Ny hibebaka aminao
Noho ny ratsy vitanay


Ref: Andriamanitra ô!Jesosy ô!
Ianao no hifonanay
Ka mangataka ny fanahinao
Hanadio anay


Jehovah mpiandry fo ô!
Vononaizahay
Tsy hangataka andro intsony
Fa hanolotra ny fonay


Ref: Andriamanitra ô! Jesosy ô!
Hanolo-tena ho Anao izahay
Ka mangataka mba raiso re
Ity mpanota very eh!


·