VAVAKA

GALAF

VAVAKA


1- Tompo ô inty ny zanakao
Mba hanaraka ny dianao
Omeo hery mba tsy ho very
Sy handresy


2- Tebiteby sy ahiahy
Rehefa tonga ny ahim-panahy
Azo raràna azo fafana
Ny hadalàna


Ao anaty haizim-pito
Hanjakan’ireo fakampanahy
Tompo ô! sasao ny hadisoako
Fa Ianao no manala loto ato am-poko


·